Teny iditra | hevitra an-taingina | |
Singan-teny | hevitra ; taingina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiheverana peta-toko tsy voadinika tsara sady an-tematemaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Idée saugrenue, sans fondement [1.5] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09 |